1. This is a true saying, If a man desire the office of a bishop, he desireth a good work.
1. Cette parole est certaine: Si quelqu`un aspire à la charge d`évêque, il désire une oeuvre excellente.
1. Mahatoky izao teny izao:Raha misy olona maniry ny asan’ny mpitandrina, dia maniry asa tsara izy.
2. A bishop then must be blameless, the husband of one wife, vigilant, sober, of good behaviour, given to hospitality, apt to teach;
2. Il faut donc que l`évêque soit irréprochable, mari d`une seul femme, sobre, modéré, réglé dans sa conduite, hospitalier, propre à l`enseignement.
2. "Koa ny mpitandrina dia tsy maintsy ho tsy manan-tsiny, manambady tokana, miambina, mahonon-tena, tsara fitondrantena, mampiantrano vahiny, mahay mampianatra;"
3. Not given to wine, no striker, not greedy of filthy lucre; but patient, not a brawler, not covetous;
3. Il faut qu`il ne soit ni adonné au vin, ni violent, mais indulgent, pacifique, désintéressé.
3. Tsy mpitia divay, tsy mpiady amin’olona na tia harena maloto, fa mandefitra, tsy mpila ady, tsy mpitia vola,
4. One that ruleth well his own house, having his children in subjection with all gravity;
4. "Il faut qu`il dirige bien sa propre maison, et qu`il tienne ses enfants dans la soumission et dans une parfaite honnêteté;"
4. "Manapaka tsara ny ankohonany, mampanaiky ny zanany amin’ny fahamaotinana rehetra;"
5. (For if a man know not how to rule his own house, how shall he take care of the church of God?)
5. car si quelqu`un ne sait pas diriger sa propre maison, comment prendra-t-il soin de l`Église de Dieu?
5. (Fa raha misy olona tsy mahay mitondra ny ankohonany, hataony ahoana no fitandrina ny fiangonan’Andriamanitra?),
6. Not a novice, lest being lifted up with pride he fall into the condemnation of the devil.
6. Il ne faut pas qu`il soit un nouveau converti, de peur qu`enflé d`orgueil il ne tombe sous le jugement du diable.
6. Tsy izay zazavao amin’ny fivavahana, fandrao hieboebo foana izy ka ho latsaka amin’ny fahamelohan’ny devoly.
7. Moreover he must have a good report of them which are without; lest he fall into reproach and the snare of the devil.
7. Il faut aussi qu`il reçoive un bon témoignage de ceux du dehors, afin de ne pas tomber dans l`opprobre et dans les pièges du diable.
7. Ary tsy maintsy ho tsara laza koa amin’izay eny ivelany izy, fandrao ho lavo amin’ny fananan-tsiny sy ny fandriky ny devoly.
8. Likewise must the deacons be grave, not doubletongued, not given to much wine, not greedy of filthy lucre;
8. Les diacres aussi doivent être honnêtes, éloignés de la duplicité, des excès du vin, d`un gain sordide,
8. Ny diakona koa toy izany ihany, ho maotina, tsy miroa teny, tsy tia divay be, tsy tia harena maloto,
9. Holding the mystery of the faith in a pure conscience.
9. conservant le mystère de la foi dans une conscience pure.
9. Mitandrina tsara ny zava-miafina ny amin’ny finoana amin’ny fieritreretana madio.
10. And let these also first be proved; then let them use the office of a deacon, being found blameless.
10. Qu`on les éprouve d`abord, et qu`ils exercent ensuite leur ministère, s`ils sont sans reproche.
10. Ary aoka hizahan-toetra ireo aloha, dia vao hanao ny asan’ny diakona izy, raha tsy manan-tsiny.
11. Even so must their wives be grave, not slanderers, sober, faithful in all things.
11. Les femmes, de même, doivent être honnêtes, non médisantes, sobres, fidèles en toutes choses.
11. "Ny vadiny koa ho toy izany: maotina, tsy mpanendrikendrika, mahonon-tena, mahatoky amin’ny zavatra rehetra;"
12. Let the deacons be the husbands of one wife, ruling their children and their own houses well.
12. "Les diacres doivent être maris d`une seule femme, et diriger bien leurs enfants et leurs propres maisons;"
12. Aoka ny diakona samy hanambady tokana sady hanapaka tsara ny zanany sy ny ankohonany.
13. For they that have used the office of a deacon well purchase to themselves a good degree, and great boldness in the faith which is in Christ Jesus.
13. car ceux qui remplissent convenablement leur ministère s`acquièrent un rang honorable, et une grande assurance dans la foi en Jésus Christ.
13. Fa izay efa mahavatra tsara ny asan’ny diakona dia mahazo toerana tsara ho an’ny tenany sy fahasahiana be amin’ny finoana izay ao amin’i Kristy Jesosy.
14. These things write I unto thee, hoping to come unto thee shortly:
14. Je t`écris ces choses, avec l`espérance d`aller bientôt vers toi,
14. "Izany zavatra izany dia soratako aminao, ary manantena hankaty aminao faingana aho;"
15. But if I tarry long, that thou mayest know how thou oughtest to behave thyself in the house of God, which is the church of the living God, the pillar and ground of the truth.
15. mais afin que tu saches, si je tarde, comment il faut se conduire dans la maison de Dieu, qui est l`Église du Dieu vivant, la colonne et l`appui de la vérité.
15. "Fa raha tratra ela aho, dia mba hahafantaranao izay fitondrantena mety hatao ao an-tranon’Andriamanitra, dia ny fiangonan’Andriamanitra velona, sady andry sy fiorenan’ny fahamarinana;"
16. And without controversy great is the mystery of godliness: God was manifest in the flesh, justified in the Spirit, seen of angels, preached unto the Gentiles, believed on in the world, received up into glory.
16. Et, sans contredit, le mystère de la piété est grand: celui qui a été manifesté en chair, justifié par l`Esprit, vu des anges, prêché aux Gentils, cru dans le monde, élevé dans la gloire.
16. Ary tsy iadian-kevitra fa lehibe ny zava-miafin' ny toe-panahy araka an’Andriamanitra: naseho teo amin’ny nofo Andriamanitra, nohamarinina tao amin’ny Fanahy, hitan’ny anjely, notorina tany amin’ny Jentilisa, ninoana teny amin’izao tontolo izao, nakarina ho any amin’ny voninahitra.
<
>